Back to deals
Ny Baiboliko

Reference

Free

Ny Baiboliko

by Digital.Bible

4.3 (3) v1.1.007 214 MB Universal 4+

Screenshots

Description

Sarobidy ho anay ny fahafahanao manana ny Soratra Masina amin’ny endrika ilanao azy. Izany indrindra ny nahatonga ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy namolavola ity Baiboly ity ho anao. Hitanao ao ireo dikantenin’ny Baiboly Malagasy rehetra mba hanampy anao amin’ny fandinihana ny Tenin’Andriamanitra. Ny vavakay dia ny hitomboanao amin’ny fahalalana an’I Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina. Mampiasà finaritra!

Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy Copyright
https://malagasy.global.bible

What's new (v1.1.007)

Corrected Typo in Store Description